auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD006 2020-02-22 09:08:28 +03:00 committed by root
parent c42dd2c617
commit af8769978c
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 11 Zakaiko aminareo, fa maro ny avy agny antsignianana mban'ny avy andrefana ho tonga, ka iary zareo de hipetraka ambon'ny latabatra miaraka amin'i Abrahama, de Isaka mban'iary Jakôba, agny amin'ny fanjakan'ny lanitra.\v 12 Fa zegny zanaky fanjakana de hatsipy amin'ny izigna ambelagny lavitra agny, agny hisy ny fitomagniana mban'ny fiadia-nify." \v 13 De nizaka tamin'i kapiteny igny Jesôsy hoe: "Mandiana! araka ny ninoanao, de aka zany ho tonga aminao."Ka de afaka tamin'zany lera zany mihitsy ny aretin'ny mpiasa.
\v 11 Zakaiko aminareo, fa maro ny avy agny antsignianana mban'ny avy andrefana ho tonga, ka iary zareo de hipetraka ambon'ny latabatra miaraka amin'i Abrahama, de Isaka mban'iary Jakôba, agny amin'ny fanjakan'ny lanitra.\v 12 Fa zegny zanaky fanjakana de hatsipy amin'ny izigna ambelagny lavitra agny, agny hisy ny fitomagniana mban'ny fiadia-nify." \v 13 De nizaka tamin'i kapiteny igny Jesôsy hoe: "Mandiana! araka ny ninoanao, de aoka zany ho tonga aminao."Ka de afaka tamin'zany lera zany mihitsy ny aretin'ny mpiasa.