diff --git a/08/11.txt b/08/11.txt index 76bf3e86..47a4371e 100644 --- a/08/11.txt +++ b/08/11.txt @@ -1 +1 @@ -\v 11 Zakaiko aminareo, fa maro ny avy agny antsignianana mban'ny avy andrefana ho tonga, ka iary zareo de hipetraka ambon'ny latabatra miaraka amin'i Abrahama, de Isaka mban'iary Jakôba, agny amin'ny fanjakan'ny lanitra.\v 12 Fa zegny zanaky fanjakana de hatsipy amin'ny izigna ambelagny lavitra agny, agny hisy ny fitomagniana mban'ny fiadia-nify." \v 13 De nizaka tamin'i kapiteny igny Jesôsy hoe: "Mandiana! araka ny ninoanao, de aka zany ho tonga aminao."Ka de afaka tamin'zany lera zany mihitsy ny aretin'ny mpiasa. \ No newline at end of file +\v 11 Zakaiko aminareo, fa maro ny avy agny antsignianana mban'ny avy andrefana ho tonga, ka iary zareo de hipetraka ambon'ny latabatra miaraka amin'i Abrahama, de Isaka mban'iary Jakôba, agny amin'ny fanjakan'ny lanitra.\v 12 Fa zegny zanaky fanjakana de hatsipy amin'ny izigna ambelagny lavitra agny, agny hisy ny fitomagniana mban'ny fiadia-nify." \v 13 De nizaka tamin'i kapiteny igny Jesôsy hoe: "Mandiana! araka ny ninoanao, de aoka zany ho tonga aminao."Ka de afaka tamin'zany lera zany mihitsy ny aretin'ny mpiasa. \ No newline at end of file