auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD006 2019-11-15 10:41:35 +03:00 committed by root
parent 3d9d68ef63
commit 973e47745f
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ny andro magnaraka, tafaran'ny Fangomagnana, de niara-nivorovoro tamin'i Pilato ny lebe ny mpisorona mban'ny Fariseo. Nizaka iary zareo hoe: Tompoko, tadidinay fa tamin'ny mpametsy igny mbola velogna, de nizaka izy hoe: 'Afaka telo andro, de hitsangana ndreka zaho.' Ka nony zany, ampembono ny fasagna mandritra ny teloandro, sao mako de angalarin'ny mpianatran'Azy tao ny faty de hizaka amin'olona iary zareo hoe: 'Nitsangana tamin'ny maty Izy', de ho ratsy nony tamin'ny voalohany ny famitahana
Ny andro magnaraka, tafaran'ny Fangomagnana, de niara-nivorovoro tamin'i Pilato ny lebe ny mpisorona mban'ny Fariseo. Nizaka iary zareo hoe: Tompoko, tadidinay fa tamin'ny mpametsy igny mbola velogna, de nizaka izy hoe: 'Afaka telo andro, de hitsangana ndreka zaho.' Ka nony zany, ampembono ny fasagna mandritra ny teloandro, sao mako de angalarin'ny mpianatran'Azy tao ny faty de hizaka amin'olona iary zareo hoe: 'Nitsangana tamin'ny maty Izy', de ho ratsy nony tamin'ny mboalohany ny famitahana