auto save
This commit is contained in:
parent
708e3d98b2
commit
3d9d68ef63
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Ny andro magnaraka, tafaran'ny Fangomagnana, de niara-nivorovoro tamin'i Pilato ny lebe ny mpisorona mban'ny Fariseo. Nizaka iary zareo hoe: Tompoko, tadidinay fa tamin'ny mpametsy igny mbola velogna, de nizaka izy hoe: 'Afaka telo andro, de hitsangana ndreka zaho.' Ka nony zany, ampembono ny fasagna mandritra ny teloandro, sao mako de angalarin'ny mpianatran'Azy tao ny faty de hizaka amin'olona iary zareo hoe: 'Nitsangana tamin'ny maty Izy', de ho rat tamin'ny voalohany ny famitahana
|
||||
Ny andro magnaraka, tafaran'ny Fangomagnana, de niara-nivorovoro tamin'i Pilato ny lebe ny mpisorona mban'ny Fariseo. Nizaka iary zareo hoe: Tompoko, tadidinay fa tamin'ny mpametsy igny mbola velogna, de nizaka izy hoe: 'Afaka telo andro, de hitsangana ndreka zaho.' Ka nony zany, ampembono ny fasagna mandritra ny teloandro, sao mako de angalarin'ny mpianatran'Azy tao ny faty de hizaka amin'olona iary zareo hoe: 'Nitsangana tamin'ny maty Izy', de ho ratsy nony tamin'ny voalohany ny famitahana
|
Loading…
Reference in New Issue