auto save
This commit is contained in:
parent
3ae659b42e
commit
7b233e3ccc
|
@ -1 +1 @@
|
|||
De nizaka izy hoe: "Nagnino, Ino raha ratsy namboariny?" Fa vômaika iary zareo naresaka mafy hoe: "Fatsiho amin'ny hazofijalena Izy." Fa ndreka hitan'i Pilato fa tsy afaka hagnano na ino na ino izy, nefa efa nanomboka naresaka zareo, de nangala rano izy, nanasa ny tangany tamasin'ny fokonolona, sady nagnano hoe: "Tsy voan-tsigny amin'ny ràn'ity lelahy tsy manan-tsigny ity zaho. Fa asanareo zany."
|
||||
De nizaka izy hoe: "Nagnino, Ino ny ratsy namboariny?" Fa vômaika iary zareo naresaka mafy hoe: "Fatsiho amin'ny hazofijalena Izy." Fa ndreka hitan'i Pilato fa tsy afaka hagnano na ino na ino izy, sady efa nanomboka naresaka zareo, de nangala rano izy, nanasa ny tangany tamasin'ny fokonolona, sady nagnano hoe: "Tsy voan-tsigny amin'ny ràn'ity lelahy tsy manan-tsigny ity zaho. Fa asanareo zany."
|
Loading…
Reference in New Issue