diff --git a/27/23.txt b/27/23.txt index f7baf676..38e7f680 100644 --- a/27/23.txt +++ b/27/23.txt @@ -1 +1 @@ -De nizaka izy hoe: "Nagnino, Ino raha ratsy namboariny?" Fa vômaika iary zareo naresaka mafy hoe: "Fatsiho amin'ny hazofijalena Izy." Fa ndreka hitan'i Pilato fa tsy afaka hagnano na ino na ino izy, nefa efa nanomboka naresaka zareo, de nangala rano izy, nanasa ny tangany tamasin'ny fokonolona, sady nagnano hoe: "Tsy voan-tsigny amin'ny ràn'ity lelahy tsy manan-tsigny ity zaho. Fa asanareo zany." \ No newline at end of file +De nizaka izy hoe: "Nagnino, Ino ny ratsy namboariny?" Fa vômaika iary zareo naresaka mafy hoe: "Fatsiho amin'ny hazofijalena Izy." Fa ndreka hitan'i Pilato fa tsy afaka hagnano na ino na ino izy, sady efa nanomboka naresaka zareo, de nangala rano izy, nanasa ny tangany tamasin'ny fokonolona, sady nagnano hoe: "Tsy voan-tsigny amin'ny ràn'ity lelahy tsy manan-tsigny ity zaho. Fa asanareo zany." \ No newline at end of file