auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD006 2020-02-22 15:17:45 +03:00 committed by root
parent 03d177bac9
commit 6a2e786f6c
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 20 Igny, nisy viavy zay efa nandea fotôna nandritra ny roy ambin'ny folo taona, nandea tafaran'i Jesôsy ka nikasika ny morogn'akanjony.\v 21 Fa nieritreritre tagnaty fony izy hoe: "Ndre de mahavôkasika ny lambany fotsiny zaho, de ho afaka."\v 22 Fa nitodika Jesôsy ka nahita an'azy, nizaka hoe: "Zanako vavy mahereza; ny finoanao no nagnafaka anao." De afaka i viavy igny nanomboka tamin'io lera io.
\v 20 Igny, nisy viavy zay efa nandea fotôna nandritra ny roy ambin'ny folo taona, nandea tafaran'i Jesôsy ka nikasika ny morogn'akanjony.\v 21 Fa nieritreritre tagnaty fony izy hoe: "Ndre de lambany fotsiny vôkasikako de ho afaka aho."\v 22 Fa nitodika Jesôsy ka nahita an'azy, nizaka hoe: "Zanako vavy mahereza; ny finoanao no nagnafaka anao." De afaka i viavy igny nanomboka tamin'io lera io.