auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD006 2020-02-22 13:32:41 +03:00 committed by root
parent d0ced21e19
commit 03d177bac9
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 20 Igny, nisy viavy zay efa nandea fotôna nandritra ny roy ambin'ny folo taona, nandea tafaran'i Jesôsy ka nikasika ny morogn'akanjony.\v 21 Fa nizak tamin'ny tegnany hoe: "Na mahavôkasika ny lambany fotsiny zaho, de ho afaka."\v 22 Fa nitodika Jesôsy ka nahita an'azy, nizaka hoe: "Zanako vavy mahereza; ny finoanao no nagnafaka anao." De afaka i viavy igny nanomboka tamin'io lera io.
\v 20 Igny, nisy viavy zay efa nandea fotôna nandritra ny roy ambin'ny folo taona, nandea tafaran'i Jesôsy ka nikasika ny morogn'akanjony.\v 21 Fa nieritreritre tagnaty fony izy hoe: "Ndre de mahavôkasika ny lambany fotsiny zaho, de ho afaka."\v 22 Fa nitodika Jesôsy ka nahita an'azy, nizaka hoe: "Zanako vavy mahereza; ny finoanao no nagnafaka anao." De afaka i viavy igny nanomboka tamin'io lera io.