auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD006 2020-02-22 13:32:41 +03:00 committed by root
parent 11a7d1e0e5
commit 48674cd9b2
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 3 Igny, ny sanagny tamin'ny mpanora-dalàna nagnano am-po hoe: "Mizaka ratsy io lilay io." \v 4 Fantan'i Jesôsy ny eritreritr'iary zareo ka nizaka hoe: "Nagnino anareo nah mieritreri-dratsy ao am-ponareo?\v 5 Fa ino no tena mora ny mizaka an'azy hoe: 'Vôvela ny helokao,' sa ny mizaka hoe: 'Mitsangàna ka mandiana?' \v 6 Fa mba ho lalanareo fa ny Zanak'olona de managna fahefana hamela heloka eto ambonin'ny tany,..." nizaka Izy tamin'ny marary rekitra hoe: "Mitsangàna, batay ny fandrenanao, de modia anao."
\v 3 Igny, ny sanagny tamin'ny mpanora-dalàna nagnano am-po hoe: "Mizaka raha ratsy manjary lilay io." \v 4 Fa fantatry n Jesôsy ny eritreritr'iary zareo ka nizaka hoe: "Nagnino anareo nah mieritreri-dratsy ao am-ponareo?\v 5 Fa ino no tena mora ny mizaka an'azy hoe: 'Vôvela ny helokao,' sa ny mizaka hoe: 'Mitsangàna ka mandiana?' \v 6 Fa mba ho lalanareo fa ny Zanak'olona de managna fahefana hamela heloka eto ambonin'ny tany,..." nizaka Izy tamin'ny marary rekitra hoe: "Mitsangàna, batay ny fandrenanao, de modia anao."