From 48674cd9b297e06b22d1af2ae4648a301b7b0665 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: PLT-MAD006 <> Date: Sat, 22 Feb 2020 13:32:41 +0300 Subject: [PATCH] auto save --- 09/03.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/09/03.txt b/09/03.txt index 725ea25d..b3d3688a 100644 --- a/09/03.txt +++ b/09/03.txt @@ -1 +1 @@ -\v 3 Igny, ny sanagny tamin'ny mpanora-dalàna nagnano am-po hoe: "Mizaka ratsy io lilay io." \v 4 Fantan'i Jesôsy ny eritreritr'iary zareo ka nizaka hoe: "Nagnino anareo nah mieritreri-dratsy ao am-ponareo?\v 5 Fa ino no tena mora ny mizaka an'azy hoe: 'Vôvela ny helokao,' sa ny mizaka hoe: 'Mitsangàna ka mandiana?' \v 6 Fa mba ho lalanareo fa ny Zanak'olona de managna fahefana hamela heloka eto ambonin'ny tany,..." nizaka Izy tamin'ny marary rekitra hoe: "Mitsangàna, batay ny fandrenanao, de modia anao." \ No newline at end of file +\v 3 Igny, ny sanagny tamin'ny mpanora-dalàna nagnano am-po hoe: "Mizaka raha ratsy manjary lilay io." \v 4 Fa fantatry n Jesôsy ny eritreritr'iary zareo ka nizaka hoe: "Nagnino anareo nah mieritreri-dratsy ao am-ponareo?\v 5 Fa ino no tena mora ny mizaka an'azy hoe: 'Vôvela ny helokao,' sa ny mizaka hoe: 'Mitsangàna ka mandiana?' \v 6 Fa mba ho lalanareo fa ny Zanak'olona de managna fahefana hamela heloka eto ambonin'ny tany,..." nizaka Izy tamin'ny marary rekitra hoe: "Mitsangàna, batay ny fandrenanao, de modia anao." \ No newline at end of file