auto save
This commit is contained in:
parent
b0c4a609aa
commit
3de2ab858c
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 39 Nisitaka bitaka Izy, nandondogna sady nivavaka. Nizaka Izy hoe: "Ry Raiko, na mety, de mba alay Aminaha ity kapoka ity. nefa, ôka tsy araky ny sitrapoko, fa ny sitraponao." \v 40 Nagnantogna ny mpianatra Izy ka nahita an'iary zareo nahazo tory, Nizaka Izy tamin'i Petera hoe: "Nagnino,na tsy mavita miambina miaraka aminaha na de adiny raika aza ma anareo? \v 41 Membena de mivavaha mba tsy ho azn'ny fakam-pagnahy anareo. Mety my ny fagnahy, fa ny nofo malemy."
|
||||
\v 39 Nisitaka bitaka Izy, nandondogna sady nivavaka. Nizaka Izy hoe: "Ry Raiko, na mety, de mba alay Aminaha ity kapoka ity. nefa, ôka tsy araky ny sitrapoko, fa ny sitraponao." \v 40 Nagnantogna ny mpianatra Izy ka nahita an'iary zareo nahazo tory, Nizaka Izy tamin'i Petera hoe: "Nagnino,ma na tsy mavita miambina miaraka Aminaha anareo na de adiny raika aza? \v 41 Membena de mivavaha mba tsy ho azn'ny fakam-pagnahy anareo. Mety my ny fagnahy, fa ny nofo malemy."
|
Loading…
Reference in New Issue