diff --git a/26/39.txt b/26/39.txt index c639eeb3..ff01df4b 100644 --- a/26/39.txt +++ b/26/39.txt @@ -1 +1 @@ -\v 39 Nisitaka bitaka Izy, nandondogna sady nivavaka. Nizaka Izy hoe: "Ry Raiko, na mety, de mba alay Aminaha ity kapoka ity. nefa, ôka tsy araky ny sitrapoko, fa ny sitraponao." \v 40 Nagnantogna ny mpianatra Izy ka nahita an'iary zareo nahazo tory, Nizaka Izy tamin'i Petera hoe: "Nagnino,na tsy mavita miambina miaraka aminaha na de adiny raika aza ma anareo? \v 41 Membena de mivavaha mba tsy ho azn'ny fakam-pagnahy anareo. Mety my ny fagnahy, fa ny nofo malemy." \ No newline at end of file +\v 39 Nisitaka bitaka Izy, nandondogna sady nivavaka. Nizaka Izy hoe: "Ry Raiko, na mety, de mba alay Aminaha ity kapoka ity. nefa, ôka tsy araky ny sitrapoko, fa ny sitraponao." \v 40 Nagnantogna ny mpianatra Izy ka nahita an'iary zareo nahazo tory, Nizaka Izy tamin'i Petera hoe: "Nagnino,ma na tsy mavita miambina miaraka Aminaha anareo na de adiny raika aza? \v 41 Membena de mivavaha mba tsy ho azn'ny fakam-pagnahy anareo. Mety my ny fagnahy, fa ny nofo malemy." \ No newline at end of file