auto save
This commit is contained in:
parent
e1d4f4b36e
commit
322a5b1464
|
@ -1 +1 @@
|
||||||
\v 10 Sady efa nampetraka eo fotorana kakazo ny vilay. Ka ny kakazo marobe zay tsy mamoa vôny tsara de hotampaina ka hatsipy agny gnaty afo.\v 11 Magnano batisa anareo amina rano ho amin'ny fivalozana zaho. Fa mahery noho zaho Izy tonga afarako, na zaho aza de tsy sahaza na ny hitondra ny kapany. Hagnano Batisa anareo amin'ny Fanahy Masina ambana afo Izy.\v 12 Efa an-tagnany ny fanasidihana mba handiovana ny famoloany sady hagnotrohana ny variny ao amin'ny tragnambo. Fa izy de hagnoro ny ofoka amin'ny afo zay tsy mety maty.''
|
\v 10 Sady efa nampetraka kakazo ny vilay. Ka ny kakazo marobe zay tsy mamoa vôny tsara de hotampaina ka hatsipy agny gnaty afo.\v 11 Magnano batisa anareo amina rano ho amin'ny fivalozana zaho. Fa mahery noho zaho Izy tonga afarako, na zaho aza de tsy sahaza na ny hitondra ny kapany. Hagnano Batisa anareo amin'ny Fanahy Masina ambana afo Izy.\v 12 Efa an-tagnany ny fanasidihana mba handiovana ny famoloany sady hagnotrohana ny variny ao amin'ny tragnambo. Fa izy de hagnoro ny ofoka amin'ny afo zay tsy mety maty.''
|
Loading…
Reference in New Issue