From 322a5b14648bec116917b1a58a35e3bc6d9ff55d Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: PLT-MAD006 <> Date: Sat, 18 Jan 2020 14:12:31 +0300 Subject: [PATCH] auto save --- 03/10.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/03/10.txt b/03/10.txt index f287a742..4b728ed6 100644 --- a/03/10.txt +++ b/03/10.txt @@ -1 +1 @@ -\v 10 Sady efa nampetraka eo fotorana kakazo ny vilay. Ka ny kakazo marobe zay tsy mamoa vôny tsara de hotampaina ka hatsipy agny gnaty afo.\v 11 Magnano batisa anareo amina rano ho amin'ny fivalozana zaho. Fa mahery noho zaho Izy tonga afarako, na zaho aza de tsy sahaza na ny hitondra ny kapany. Hagnano Batisa anareo amin'ny Fanahy Masina ambana afo Izy.\v 12 Efa an-tagnany ny fanasidihana mba handiovana ny famoloany sady hagnotrohana ny variny ao amin'ny tragnambo. Fa izy de hagnoro ny ofoka amin'ny afo zay tsy mety maty.'' \ No newline at end of file +\v 10 Sady efa nampetraka kakazo ny vilay. Ka ny kakazo marobe zay tsy mamoa vôny tsara de hotampaina ka hatsipy agny gnaty afo.\v 11 Magnano batisa anareo amina rano ho amin'ny fivalozana zaho. Fa mahery noho zaho Izy tonga afarako, na zaho aza de tsy sahaza na ny hitondra ny kapany. Hagnano Batisa anareo amin'ny Fanahy Masina ambana afo Izy.\v 12 Efa an-tagnany ny fanasidihana mba handiovana ny famoloany sady hagnotrohana ny variny ao amin'ny tragnambo. Fa izy de hagnoro ny ofoka amin'ny afo zay tsy mety maty.'' \ No newline at end of file