auto save
This commit is contained in:
parent
92f1b7f97e
commit
27fc6a3d5e
|
@ -1 +1 @@
|
||||||
\v 10 Sady efa nampetraka am-potoran'ny kakazo ny famaky. Ka ny kakazo marobe zegny tsy magnome isiny tsara de hotapaina ka hatsipy agnaty afo.\v 11 Magnano batisa anareo amy rano ho am fibebahana aho. Fa mahery noho zaho Izy tonga afarako, na zaho aza de tsy sahaza na ny hitondra ny kapany. Hagnano Batisa anareo amin'ny Fanahy Masina ambana afo Izy.\v 12 Efa an-tagnany ny fanasidihana mba handiovana ny famoloany sady hagnotrohana ny variny ao amin'ny tragnambo. Fa izy de hagnoro ny ofoka amin'ny afo zay tsy mety maty.''
|
\v 10 Sady efa nampetraka am-potoran'ny kakazo ny famaky. Ka ny kakazo marobe zegny tsy magnome isiny tsara de hotapaina ka hatsipy agnaty afo.\v 11 Magnano batisa anareo amin'ny rano ho amin'ny fibebahana aho. Fa mahery noho zaho Izy tonga afarako, na zaho aza de tsy sahaza na ny hitondra ny kapany. Hagnano Batisa anareo amin'ny Fanahy Masina ambana afo Izy.\v 12 Efa an-tagnany ny fanasidihana mba handiovana ny famoloany sady hagnotrohana ny variny ao amin'ny tragnambo. Fa izy de hagnoro ny ofoka amin'ny afo zay tsy mety maty.''
|
Loading…
Reference in New Issue