From 27fc6a3d5ee2c74284ae3eee5f6eea6e2454922c Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: PLT-MAD006 <> Date: Sat, 18 Jan 2020 09:12:18 +0300 Subject: [PATCH] auto save --- 03/10.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/03/10.txt b/03/10.txt index 4a5cfbb1..caf22fed 100644 --- a/03/10.txt +++ b/03/10.txt @@ -1 +1 @@ -\v 10 Sady efa nampetraka am-potoran'ny kakazo ny famaky. Ka ny kakazo marobe zegny tsy magnome isiny tsara de hotapaina ka hatsipy agnaty afo.\v 11 Magnano batisa anareo amy rano ho am fibebahana aho. Fa mahery noho zaho Izy tonga afarako, na zaho aza de tsy sahaza na ny hitondra ny kapany. Hagnano Batisa anareo amin'ny Fanahy Masina ambana afo Izy.\v 12 Efa an-tagnany ny fanasidihana mba handiovana ny famoloany sady hagnotrohana ny variny ao amin'ny tragnambo. Fa izy de hagnoro ny ofoka amin'ny afo zay tsy mety maty.'' \ No newline at end of file +\v 10 Sady efa nampetraka am-potoran'ny kakazo ny famaky. Ka ny kakazo marobe zegny tsy magnome isiny tsara de hotapaina ka hatsipy agnaty afo.\v 11 Magnano batisa anareo amin'ny rano ho amin'ny fibebahana aho. Fa mahery noho zaho Izy tonga afarako, na zaho aza de tsy sahaza na ny hitondra ny kapany. Hagnano Batisa anareo amin'ny Fanahy Masina ambana afo Izy.\v 12 Efa an-tagnany ny fanasidihana mba handiovana ny famoloany sady hagnotrohana ny variny ao amin'ny tragnambo. Fa izy de hagnoro ny ofoka amin'ny afo zay tsy mety maty.'' \ No newline at end of file