auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD006 2019-11-11 11:18:56 +03:00 committed by root
parent 5a8715f9d8
commit 263a72cf42
2 changed files with 2 additions and 2 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 5 Izy Zay nagnano an'iary zareo de nizaka my koa hoe: 'Fa nony antony zany de hiala an'iabany sy endriny ny lilay ka hiaraka amin'ny vadiny, de hanjary vatagna raika izy roy?'\v 6 Ka tsy ho roy koa iary zareo, fa ho vatagna raika. Ka zay nakamban'Andriamanitra, aoka tsy hisy hagnasaraka."
\v 5 Izy Zay nagnano an'iary zareo de nizaka my koa hoe: 'Fa nony antony zany de hiala an' iabany sy endriny ny lilay ka hiaraka amin'ny vadiny, de hanjary vatagna raika izy roy?'\v 6 Ka tsy ho roy koa iary zareo, fa ho vatagna raika. Ka zay nakamban'Andriamanitra, aoka tsy hisy hagnasaraka."

View File

@ -1 +1 @@
\v 7 Nizaka iary zareo tamin'Azy hoe: "Nagnino zany Mosesy na mandidy anay hagnome taratasy fagnamarinam-pisarahana de aveo hagnerigna an'azy?"\v 8 Nizaka Izy tamin'iary zareo hoe: "Fa Nony anareo tsy laitra ano nagnabelan'i Mosesy anareo hisaraka amin'ny vadinareo, fa tamin'ny vôlohany de tsisy fomba kara an'zany. \v 9 Zakaiko aminareo, niza niza misaraka amin'ny vadiny, afa-tsy nohon'ny fampirafesana, ka manambady hafa, de magnitsakitsa-bady; fa ny lilay manambady viavy zay efa nisara-bady de mampirafy."
\v 7 Nizaka iary zareo tamin'Azy hoe: "Nagnino zany Mosesy na mandidy anay hagnome taratasy fagnamarinam-pisarahana de aveo hagnerigna an'azy?"\v 8 Nizaka Izy tamin'iary zareo hoe: "Fa Nony anareo tsy laitra anarina no nagnabelan'i Mosesy anareo hisaraka amin'ny vadinareo, fa tamin'ny vôlohany de tsisy fomba kara an'zany. \v 9 Zakaiko aminareo, niza niza misaraka amin'ny vadiny, afa-tsy nohon'ny fampirafesana, ka manambady hafa, de magnitsakitsa-bady; fa ny lilay manambady viavy zay efa nisara-bady de mampirafy."