auto save
This commit is contained in:
parent
7e97a0c368
commit
5a8715f9d8
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 7 Nizaka iary zareo tamin'Azy hoe: "Nagnino zany Mosesy na mandidy anay hagnome taratasy fagnamarinam-pisarahana de aveo hagnerigna an'azy?"\v 8 Nizaka Izy tamin'iary zareo hoe: "Fa nony hamafisan'ny fonareo no nagnabelan'i Mosesy anareo hisaraka amin'ny vadinareo, fa tamin'ny vôlohany de tsisy fomba kara an'zany. \v 9 Zakaiko aminareo, niza niza misaraka amin'ny vadiny, afa-tsy nohon'ny fampirafesana, ka manambady hafa, de magnitsakitsa-bady; fa ny lilay manambady viavy zay efa nisara-bady de mampirafy."
|
||||
\v 7 Nizaka iary zareo tamin'Azy hoe: "Nagnino zany Mosesy na mandidy anay hagnome taratasy fagnamarinam-pisarahana de aveo hagnerigna an'azy?"\v 8 Nizaka Izy tamin'iary zareo hoe: "Fa Nony anareo tsy laitra ano nagnabelan'i Mosesy anareo hisaraka amin'ny vadinareo, fa tamin'ny vôlohany de tsisy fomba kara an'zany. \v 9 Zakaiko aminareo, niza niza misaraka amin'ny vadiny, afa-tsy nohon'ny fampirafesana, ka manambady hafa, de magnitsakitsa-bady; fa ny lilay manambady viavy zay efa nisara-bady de mampirafy."
|
Loading…
Reference in New Issue