2019-11-29 07:03:52 +00:00
|
|
|
Fagnoharana no nignambaran'i Jesôsy iregny raha-marobe iregny tamin'ny fokonolona; de tsy nizaka na ino na ino tamin'iary zareo afa-tsy tamin'ny fagnoharana Izy. Zany de mba hatanteraka zay nizakaina tamin'ny alalan'ny mpaminany, ndreka nizaka Izy hoe: "Zaho hamoaka-vava amin'ny alalan'ny fagnoharana. Hizaka raha zay navony hatramizay nagnorenana zao tontolo zao Zaho."
|