auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD006 2019-11-29 10:03:52 +03:00 committed by root
parent b00b80d4f4
commit ed1548e306
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Fagnoharana no nignambaran'i Jesôsy iregny raha-marobe iregny tamin'ny fokonolona; de tsy nizaka na ino na ino tamin'iary zareo afa-tsy tamin'ny fagnoharana Izy. Zany de mba hatanteraka zay nizakaina tamin'ny alalan'ny mpaminany, ndreka nizaka Izy hoe: "Zaho hamoaka-vava amin'ny alalan'ny fagnoharana. Hizaka raha zay navony hatramizay nagnorenana zao
Fagnoharana no nignambaran'i Jesôsy iregny raha-marobe iregny tamin'ny fokonolona; de tsy nizaka na ino na ino tamin'iary zareo afa-tsy tamin'ny fagnoharana Izy. Zany de mba hatanteraka zay nizakaina tamin'ny alalan'ny mpaminany, ndreka nizaka Izy hoe: "Zaho hamoaka-vava amin'ny alalan'ny fagnoharana. Hizaka raha zay navony hatramizay nagnorenana zao tontolo zao Zaho."