-x-antambahoaka_mat_text_reg/24/32.txt

1 line
258 B
Plaintext
Raw Normal View History

2019-11-09 11:38:54 +00:00
\v 32 Menara lesona avy amin'aviavy. Na vatany vô maniry ravina ny tahony, de lalanareo fa magnakeky ny fahavaratra.\v 33 karan'izany my koa, ndreka mahita an'zany raha marobe zany anareo, de tokony ho lalanareo fa akeky Izy, efa amin'ny vavahady io mitsy.