\v 32 Menara lesona avy amin'aviavy. Na vatany vĂ´ maniry ravina ny tahony, de lalanareo fa magnakeky ny fahavaratra.\v 33 karan'izany my koa, ndreka mahita an'zany raha marobe zany anareo, de tokony ho lalanareo fa akeky Izy, efa amin'ny vavahady io mitsy.