1 line
320 B
Plaintext
1 line
320 B
Plaintext
Fa tadidivonareo aby, a zalay, gny raha nizakain'ny Apostolin'i Jesôsy Kristy Tompontsensa taloha io.Nizakain'iary zareo taminareo: "Fa amin'ny andro farany de hisy mpamokafoka mandeha araka ny filan'ny haratsem-pagnahiny." Io olona io de mitarika fisarahana. Olona araka ny nofo iary zareo, sady tsy managna ny Fanahy. |