2020-02-10 19:11:15 +00:00
|
|
|
Fa tadidivonareo aby, a zalay, gny raha nizakain'ny Apostolin'i Jesôsy Kristy Tompontsensa taloha io.Nizakain'iary zareo taminareo: "Fa amin'ny andro farany de hisy mpamokafoka mandeha araka ny filan'ny haratsem-pagnahiny." Io olona io de mitarika fisarahana. Olona araka ny nofo iary zareo, sady tsy managna ny Fanahy.
|