-x-antambahoaka_jud_text_reg/01/12.txt

1 line
436 B
Plaintext

\v 12 Io de olona kara harambato misitrika amin'ny hanim-pitiavanareo. Mihinagna amin'ny hegnatra, mamoky an'ny tegnan'iary zareo fotsiny. Iary zareo de rahogna tsisy rano, andosin'agnina. Kakazo fararano tsisy isiny_indroy maty, afaka vahany.\v 13 Iary zareo de onjan-dranomasina maseka, mitopatopaka mamorivory ny egnatran'iary zareo. Kintana mifindrafindra iary zareo, ka vôtahiry ho an'azy mandrakizay ny fahamintignan'ny mizigna.