\v 12 Io de olona kara harambato misitrika amin'ny hanim-pitiavanareo. Mihinagna amin'ny hegnatra, mamoky an'ny tegnan'iary zareo fotsiny. Iary zareo de rahogna tsisy rano, andosin'agnina. Kakazo fararano tsisy isiny_indroy maty, afaka vahany.\v 13 Iary zareo de onjan-dranomasina maseka, mitopatopaka mamorivory ny egnatran'iary zareo. Kintana mifindrafindra iary zareo, ka vĂ´tahiry ho an'azy mandrakizay ny fahamintignan'ny mizigna.