auto save
This commit is contained in:
parent
2f0ce0117a
commit
c5bc7b3315
|
@ -1 +1 @@
|
||||||
De Enoka koa, lay fahafito nandimby an'i Adama, de efa naminany mikasika an'io, nizaka hoe: "Igny an! Ho tonga ny Tompo miaraka amin'nymasina an'azy amagnalignaligna. Ho tonga Izy mba hagnatanteraka ny fitsarana ny olona marobe. Ho tonga Izy hampagneky an'ny olona ratsy fagnahy marobe tamin'ny asa vitany tamin'ny haratsem-pagnahiny, mban'ny zaka tsy manjary marobe nizakain'ny olona ratsy fagnahy hanoitra an'Azy." Azareo de mpimonomonogna, sady mpimoimoy, mandeha araka ny filan-dratsin'iary zaro. Iary zareo de mpirehareha be, noho ny tombotsoan'iary zareo manokana
|
De Enoka koa, lay fahafito nandimby an'i Adama, de efa naminany mikasika an'io, nizaka hoe: "Igny an! Ho tonga ny Tompo miaraka amin'nymasina an'azy amagnalignaligna. Ho tonga Izy mba hagnatanteraka ny fitsarana ny olona marobe. Ho tonga Izy hampagneky an'ny olona ratsy fagnahy marobe tamin'ny asa vitany tamin'ny haratsem-pagnahiny, mban'ny zaka tsy manjary marobe nizakain'ny olona ratsy fagnahy hanoitra an'Azy." Azareo de mpimonomonogna, sady mpimoimoy, mandeha araka ny filan-dratsin'iary zaro. Iary zareo de mpirehareha be, noho ny tombotsoan'iary zareo manokana, de mandoka ny hafa
|
Loading…
Reference in New Issue