From c5bc7b33151f6d5dc61574967c9dcb0b9ff7132f Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: PLT-MADA007 <> Date: Mon, 10 Feb 2020 14:08:56 -0500 Subject: [PATCH] auto save --- 01/14.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/01/14.txt b/01/14.txt index 5a3a03f..dd9208d 100644 --- a/01/14.txt +++ b/01/14.txt @@ -1 +1 @@ -De Enoka koa, lay fahafito nandimby an'i Adama, de efa naminany mikasika an'io, nizaka hoe: "Igny an! Ho tonga ny Tompo miaraka amin'nymasina an'azy amagnalignaligna. Ho tonga Izy mba hagnatanteraka ny fitsarana ny olona marobe. Ho tonga Izy hampagneky an'ny olona ratsy fagnahy marobe tamin'ny asa vitany tamin'ny haratsem-pagnahiny, mban'ny zaka tsy manjary marobe nizakain'ny olona ratsy fagnahy hanoitra an'Azy." Azareo de mpimonomonogna, sady mpimoimoy, mandeha araka ny filan-dratsin'iary zaro. Iary zareo de mpirehareha be, noho ny tombotsoan'iary zareo manokana \ No newline at end of file +De Enoka koa, lay fahafito nandimby an'i Adama, de efa naminany mikasika an'io, nizaka hoe: "Igny an! Ho tonga ny Tompo miaraka amin'nymasina an'azy amagnalignaligna. Ho tonga Izy mba hagnatanteraka ny fitsarana ny olona marobe. Ho tonga Izy hampagneky an'ny olona ratsy fagnahy marobe tamin'ny asa vitany tamin'ny haratsem-pagnahiny, mban'ny zaka tsy manjary marobe nizakain'ny olona ratsy fagnahy hanoitra an'Azy." Azareo de mpimonomonogna, sady mpimoimoy, mandeha araka ny filan-dratsin'iary zaro. Iary zareo de mpirehareha be, noho ny tombotsoan'iary zareo manokana, de mandoka ny hafa \ No newline at end of file