auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD006 2019-11-07 21:24:38 +03:00 committed by root
parent f14ce2b01e
commit 6cf7235002
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Nony zany de tadidio fa Jentilisa ara-batagna anareo taloha. Anareo de natsovana hoe "tsy vôfora" tamin'iregny "vôfora" amin'ny vatagna nataon'ny tagnan'olombelona. Satria mbola tafala tamin'i Kristy anareo tamin'zany fotôna zany. Mpiavy anareo tamin'ny olon'ny Israely. sady vahiny tamin'ny fampagnantenana anareo. Tsy mbola nanagna fagnantenana ny ho avy anareo. Tsy niaraka tamin'Andriamanitra anareo teto amin'zao tontolo zao.
\v 11 Nony zany de tadidio fa Jentilisa ara-batagna anareo taloha. Anareo de natsovana hoe "tsy vôfora" tamin'iregny "vôfora" amin'ny vatagna nataon'ny tagnan'olombelona.\v 12 Satria mbola tafala tamin'i Kristy anareo tamin'zany fotôna zany. Mpiavy anareo tamin'ny olon'ny Israely. sady vahiny tamin'ny fampagnantenana anareo. Tsy mbola nanagna fagnantenana ny ho avy anareo. Tsy niaraka tamin'Andriamanitra anareo teto amin'zao tontolo zao.