From 6cf7235002b4aaa498edf1111ce8833affa36fb3 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: PLT-MAD006 <> Date: Thu, 7 Nov 2019 21:24:38 +0300 Subject: [PATCH] auto save --- 02/11.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/02/11.txt b/02/11.txt index 95b2ccc..53febc9 100644 --- a/02/11.txt +++ b/02/11.txt @@ -1 +1 @@ -Nony zany de tadidio fa Jentilisa ara-batagna anareo taloha. Anareo de natsovana hoe "tsy vôfora" tamin'iregny "vôfora" amin'ny vatagna nataon'ny tagnan'olombelona. Satria mbola tafala tamin'i Kristy anareo tamin'zany fotôna zany. Mpiavy anareo tamin'ny olon'ny Israely. sady vahiny tamin'ny fampagnantenana anareo. Tsy mbola nanagna fagnantenana ny ho avy anareo. Tsy niaraka tamin'Andriamanitra anareo teto amin'zao tontolo zao. \ No newline at end of file +\v 11 Nony zany de tadidio fa Jentilisa ara-batagna anareo taloha. Anareo de natsovana hoe "tsy vôfora" tamin'iregny "vôfora" amin'ny vatagna nataon'ny tagnan'olombelona.\v 12 Satria mbola tafala tamin'i Kristy anareo tamin'zany fotôna zany. Mpiavy anareo tamin'ny olon'ny Israely. sady vahiny tamin'ny fampagnantenana anareo. Tsy mbola nanagna fagnantenana ny ho avy anareo. Tsy niaraka tamin'Andriamanitra anareo teto amin'zao tontolo zao. \ No newline at end of file