-x-antambahoaka_eph_text_reg/03/17.txt

1 line
433 B
Plaintext
Raw Permalink Normal View History

2019-11-27 15:11:59 +00:00
\v 17 Mivavaka aho mba hipetraka agnatinny fonareo aminny finoana Kristy, mba hifikitra sady hiorina aminny fitiavany anareo. \v 18 Enga anie de hahazo hery anareo ka hahatakatra, miaraka aminny mpino marobe, ny sakany, ny halavany, ny hamboasany, mbanny halalignany, \v 19 sady mba hahafantatra ny fitiavani Kristy, zay amboninny fahalalana marobe, ka mba ho fenonny fahafenoanAndriamanitra marobe anareo.