\v 17 Mivavaka aho mba hipetraka agnatin’ny fonareo amin’ny finoana Kristy, mba hifikitra sady hiorina amin’ny fitiavany anareo. \v 18 Enga anie de hahazo hery anareo ka hahatakatra, miaraka amin’ny mpino marobe, ny sakany, ny halavany, ny hamboasany, mban’ny halalignany, \v 19 sady mba hahafantatra ny fitiavan’i Kristy, zay ambonin’ny fahalalana marobe, ka mba ho fenon’ny fahafenoan’Andriamanitra marobe anareo.