-x-antambahoaka_eph_text_reg/03/14.txt

1 line
313 B
Plaintext
Raw Permalink Normal View History

2019-11-27 15:11:59 +00:00
\v 14 Avy aminizany mahatonga anaha mandohalika eo agnatrehanny Ray, \v 15 zay nagnome agnarana ny fianakavena marobe an-ndanitra mbanny eto an-tany. \v 16 Mivavaka aho mba hagnomezany anareo, araka ny harenanny voninahitrany, mba hatanjaka amin'ny hery avy aminny Fanahy Masina, zegny ao aminareo.