\v 14 Avy amin’izany mahatonga anaha mandohalika eo agnatrehan’ny Ray, \v 15 zay nagnome agnarana ny fianakavena marobe an-ndanitra mban’ny eto an-tany. \v 16 Mivavaka aho mba hagnomezany anareo, araka ny harenan’ny voninahitrany, mba hatanjaka amin'ny hery avy amin’ny Fanahy Masina, zegny ao aminareo.