-x-antambahoaka_eph_text_reg/03/08.txt

1 line
491 B
Plaintext
Raw Permalink Normal View History

2019-11-27 15:11:59 +00:00
\v 8 NomenAndriamanitra anaha io fagnomezana io, ndre de izaho farany bitaka indrindra taminny olo-masinAndriamanitra. Io fagnomezana io de ny fomba hitoriako aminareo Jentilisa ny fizantsaranny harenani Kristy sarotra eragnina. \v 9 Ny fagnomezam-pahasoavanAndriamanitra ho anaha de ny hitondrako fagnazavana aminny olona marobe ny fandaharanAndriamanitra . Io fandaharana io de navoninAndriamanitra, zay namorogna ny raha marobe, nandritra ny taogna maro taloha.