auto save
This commit is contained in:
parent
2c68568b1a
commit
482b384437
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Aveo ny tena mpadika lalàna de haseho, zay hovonin'i Jesôsy Tompo ny fofognaigny ny vavany. Ny Tompo de hitondra an'azy amin'ny tsisy dikany amin'ny alalan'ny fisehoan'ny fahatongavany. Ny fiavian'ny tena mpandika lalàna de noho ny asan'ny Satana miaraka amin'ny hery marobe, iregny famantarana, de iregny fahagagana tsy marina, sady miaraka amin'ny fitaka marobe ny amin'ny tsy fahamarinana. Zany raha zany de ho an'iregny zay very, satria iary zareo de tsy
|
||||
Aveo ny tena mpadika lalàna de haseho, zay hovonin'i Jesôsy Tompo ny fofognaigny ny vavany. Ny Tompo de hitondra an'azy amin'ny tsisy dikany amin'ny alalan'ny fisehoan'ny fahatongavany. Ny fiavian'ny tena mpandika lalàna de noho ny asan'ny Satana miaraka amin'ny hery marobe, iregny famantarana, de iregny fahagagana tsy marina, sady miaraka amin'ny fitaka marobe ny amin'ny tsy fahamarinana. Zany raha zany de ho an'iregny zay very, satria iary zareo de tsy nagnalaka ny fitiavan'ny fahamarinana mba
|
Loading…
Reference in New Issue