auto save

This commit is contained in:
MAD100 2019-10-25 05:45:06 -04:00 committed by root
parent 15ddef644a
commit 2c68568b1a
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Aveo ny tena mpadika lalàna de haseho, zay hovonin'i Jesôsy Tompo ny fofognaigny ny vavany. Ny Tompo de hitondra an'azy amin'ny tsisy dikany amin'ny alalan'ny fisehoan'ny fahatongavany. Ny fiavian'ny tena mpandika lalàna de noho ny asan'ny Satana miaraka amin'ny hery marobe, iregny famantarana, de iregny fahagagana tsy marina, sady miaraka amin'ny fitaka marobe ny amin'ny tsy fahamarinana. Iregny raha iregny de ho an'zay very
Aveo ny tena mpadika lalàna de haseho, zay hovonin'i Jesôsy Tompo ny fofognaigny ny vavany. Ny Tompo de hitondra an'azy amin'ny tsisy dikany amin'ny alalan'ny fisehoan'ny fahatongavany. Ny fiavian'ny tena mpandika lalàna de noho ny asan'ny Satana miaraka amin'ny hery marobe, iregny famantarana, de iregny fahagagana tsy marina, sady miaraka amin'ny fitaka marobe ny amin'ny tsy fahamarinana. Zany raha zany de ho an'iregny zay very, satria iary zareo de tsy