auto save
This commit is contained in:
parent
e1ee9e1bde
commit
15ddef644a
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Aveo ny tena mpadika lalàna de haseho, zay hovonin'i Jesôsy Tompo ny fofognaigny ny vavany. Ny Tompo de hitondra an'azy amin'ny tsisy dikany amin'ny alalan'ny fisehoan'ny fahatongavany. Ny fiavian'ny tena mpandika lalàna de noho ny asan'ny Satana miaraka amin'ny hery marobe, iregny famantarana, de iregny fahagagana tsy marina, sady miaraka amin'ny fitaka marobe
|
||||
Aveo ny tena mpadika lalàna de haseho, zay hovonin'i Jesôsy Tompo ny fofognaigny ny vavany. Ny Tompo de hitondra an'azy amin'ny tsisy dikany amin'ny alalan'ny fisehoan'ny fahatongavany. Ny fiavian'ny tena mpandika lalàna de noho ny asan'ny Satana miaraka amin'ny hery marobe, iregny famantarana, de iregny fahagagana tsy marina, sady miaraka amin'ny fitaka marobe ny amin'ny tsy fahamarinana. Iregny raha iregny de ho an'zay very
|
Loading…
Reference in New Issue