auto save

This commit is contained in:
Elia 2016-12-14 14:27:29 +03:00 committed by root
parent 3490008fa3
commit ecd662695c
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Tamin'ny andro voalohany fihianana ny mofo tsy misy masirasira, rehefa namono ny ondry ny amin'ny Paska zareo dia, hozy ny mpianany tamin'i Jesosy: ''Aiza no tegnao halehanay hikarakarana anina mb hoaninao amin'ny Paska?'' Dia nandefa ny mpianatra roa Izy ka niteny tamin'ireo hoe mandehan any an-tanàna, ka misy gaogna mitondra siny feno rano mifanena aminareo dia manaraha an'azy. Na aiza ny trano hitsofoiny dia manaraha azy dia lazao ny tompo-tr
Tamin'ny andro voalohany fihianana ny mofo tsy misy masirasira, rehefa namono ny ondry ny amin'ny Paska zareo dia, hozy ny mpianany tamin'i Jesosy: ''Aiza no tegnao halehanay hikarakarana anina mb hoaninao amin'ny Paska?'' Dia nandefa ny mpianatra roa Izy ka niteny tamin'ireo hoe mandehan any an-tanàna, ka misy gaogna mitondra siny feno rano mifanena aminareo dia manaraha an'azy. Na aiza ny trano hitsofoiny dia manaraha azy dia lazao ny tompo-trano hoe: Hozy ny mpampianatra: ''Aiza ny efitrano azoko miara-komana ny Paska amin'ireo mpianatra?''

1
14/15.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Atorony anareo ny ef