diff --git a/14/12.txt b/14/12.txt index 73579cc..ab0d399 100644 --- a/14/12.txt +++ b/14/12.txt @@ -1 +1 @@ -Tamin'ny andro voalohany fihianana ny mofo tsy misy masirasira, rehefa namono ny ondry ny amin'ny Paska zareo dia, hozy ny mpianany tamin'i Jesosy: ''Aiza no tegnao halehanay hikarakarana anina mb hoaninao amin'ny Paska?'' Dia nandefa ny mpianatra roa Izy ka niteny tamin'ireo hoe mandehan any an-tanàna, ka misy gaogna mitondra siny feno rano mifanena aminareo dia manaraha an'azy. Na aiza ny trano hitsofoiny dia manaraha azy dia lazao ny tompo-tr \ No newline at end of file +Tamin'ny andro voalohany fihianana ny mofo tsy misy masirasira, rehefa namono ny ondry ny amin'ny Paska zareo dia, hozy ny mpianany tamin'i Jesosy: ''Aiza no tegnao halehanay hikarakarana anina mb hoaninao amin'ny Paska?'' Dia nandefa ny mpianatra roa Izy ka niteny tamin'ireo hoe mandehan any an-tanàna, ka misy gaogna mitondra siny feno rano mifanena aminareo dia manaraha an'azy. Na aiza ny trano hitsofoiny dia manaraha azy dia lazao ny tompo-trano hoe: Hozy ny mpampianatra: ''Aiza ny efitrano azoko miara-komana ny Paska amin'ireo mpianatra?'' \ No newline at end of file diff --git a/14/15.txt b/14/15.txt new file mode 100644 index 0000000..62a1565 --- /dev/null +++ b/14/15.txt @@ -0,0 +1 @@ +Atorony anareo ny ef \ No newline at end of file