jks222111_bzc_mrk_text_reg/03/07.txt

1 line
248 B
Plaintext

\v 7 Sitiô Jesosy sy ny mpianane nefa maro ny nagnaraka ananje hatrany Galilia, hatrany Jodia \v 8 ka hatrany Jerosalema sy Edoma ary hatramin'ny amoron'ny Jordana ka magneragna an'Tira sy Edona de maro no nafantata ny nataone ka nagnatona ananje.