\v 7 SitiƓ Jesosy sy ny mpianane nefa maro ny nagnaraka ananje hatrany Galilia, hatrany Jodia \v 8 ka hatrany Jerosalema sy Edoma ary hatramin'ny amoron'ny Jordana ka magneragna an'Tira sy Edona de maro no nafantata ny nataone ka nagnatona ananje.