Mon Dec 12 2016 09:25:02 GMT+0300 (E. Africa Standard Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2016-12-12 09:25:03 +03:00
parent 4d3e6e163d
commit d1ab8f01ac
5 changed files with 5 additions and 5 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 25 \v 26 De namalianjarô Jesosy: "Sinovakianarô angamba izay nataon'i Davida raa refogna izarô niaraka taminy? Nahoana ny fomba nidirane tao antrangnon'Andriamanitra tamin'ny andon'ny Abiatara mpisorogna, ka niinana ny mofo izegne votokana hoan'ny mpisorogna iane, ary koa nagnomezane anireo izae niarakataminy?"
\v 25 De namalianjarô Jesosy: "Sinovakianarô angamba izay nataon'i Davida raa refogna izarô niaraka taminy? \v 26 Nahoana ny fomba nidirane tao antrangnon'Andriamanitra tamin'ny andon'ny Abiatara mpisorogna, ka niinana ny mofo izegne votokana hoan'ny mpisorogna iane, ary koa nagnomezane anireo izae niarakataminy?"

View File

@ -1 +1 @@
\v 27 \v 28 De oy koa Ize: "Ny Sabata natao hoan'ny olona fa siny olona akore no hoan'ny Sabata. Izane de izakane fa, ny Zanak'Olona de Andriamanitra, Ize no tompon'ny Sabata?"
\v 27 De oy koa Ize: "Ny Sabata natao hoan'ny olona fa siny olona akore no hoan'ny Sabata. \v 28 Izane de izakane fa, ny Zanak'Olona de Andriamanitra, Ize no tompon'ny Sabata?"

View File

@ -1 +1 @@
\c 3 \v 1 \v 2 De niditra tio amin'ny Synagoga indreka Jesosy ary nisy lilae narare tagnana takiô. Nandigne izay ataon'i Jesosy izarô mpagnajaka satria Sabata ny andro. Nozahavan-jarô Jesosy na anasitrana amin'ny andro Sabata na sia.
\c 3 \v 1 De niditra tio amin'ny Synagoga indreka Jesosy ary nisy lilae narare tagnana takiô. \v 2 Nandigne izay ataon'i Jesosy izarô mpagnajaka satria Sabata ny andro. Nozahavan-jarô Jesosy na anasitrana amin'ny andro Sabata na sia.

View File

@ -1 +1 @@
\v 3 \v 4 Nasene Jesosy nisangana ilay lilae maty tagnana. De nanadina ireo olona ireo Jesosy ra mete ny manasitrana amin'ny andro Sabata na sia nefa sy nizaka izarô.
\v 3 Nasene Jesosy nisangana ilay lilae maty tagnana. \v 4 De nanadina ireo olona ireo Jesosy ra mete ny manasitrana amin'ny andro Sabata na sia nefa sy nizaka izarô.

View File

@ -3,7 +3,7 @@
"format": "usfm",
"generator": {
"name": "ts-desktop",
"build": ""
"build": "55"
},
"target_language": {
"id": "bzc",