Mon Dec 12 2016 09:23:02 GMT+0300 (E. Africa Standard Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2016-12-12 09:23:03 +03:00
parent c5dfef2449
commit 4d3e6e163d
4 changed files with 4 additions and 4 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 5 \v 6 Vingitra Jesosy nony ditran'ny olona ireo de nasene namparin'ilay lilaeny tagnane de afaka. Naregne an'izane ny Fariseo de niala malade niaraka tamin'ireo Herodiana niaragna hevitra hafaty Azy.
\v 5 Vingitra Jesosy nony ditran'ny olona ireo de nasene namparin'ilay lilaeny tagnane de afaka. \v 6 Naregne an'izane ny Fariseo de niala malade niaraka tamin'ireo Herodiana niaragna hevitra hafaty Azy.

View File

@ -1 +1 @@
\v 7 \v 8 Sitiô Jesosy sy ny mpianane nefa maro ny nagnaraka ananje hatrany Galilia, hatrany Jodia ka hatrany Jerosalema sy Edoma ary hatramin'ny amoron'ny Jordana ka magneragna an'Tira sy Edona de maro no nafantata ny nataone ka nagnatona ananje.
\v 7 Sitiô Jesosy sy ny mpianane nefa maro ny nagnaraka ananje hatrany Galilia, hatrany Jodia \v 8 ka hatrany Jerosalema sy Edoma ary hatramin'ny amoron'ny Jordana ka magneragna an'Tira sy Edona de maro no nafantata ny nataone ka nagnatona ananje.

View File

@ -1 +1 @@
\v 9 \v 10 Nisy sambo bitika nandigne an'i Jesosy sy ny mpianane tiô mba sy itangoronan'ny olona Ize. Nana fanafaka olona maro Izy de tonga tiô aby ny marare na de iisatra aman'anje foana aza.
\v 9 Nisy sambo bitika nandigne an'i Jesosy sy ny mpianane tiô mba sy itangoronan'ny olona Ize. \v 10 Nanafanafaka olona maro Izy de tonga tiô aby ny marare na de iisatra aman'anje foana aza.

View File

@ -1 +1 @@
\v 11 \v 12 Raha nahita anje ireo fanahy maloto ireo de nangekeka oe: "Anô no Zanak'Andriamanitra." Nozakene mafe ireo mba sy izakazaka ananje.
\v 11 Raha nahita anje ireo fanahy maloto ireo de nangekeka oe: "Anô no Zanak'Andriamanitra." \v 12 Nozakene mafe ireo mba sy izakazaka ananje.