Thu Dec 15 2016 18:16:11 GMT+0300 (E. Africa Standard Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2016-12-15 18:16:12 +03:00
parent 7a4612bbf8
commit be26250e15
6 changed files with 10 additions and 5 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 7 \v 8 Ary nangeka taman'ny feo mafy ize: "mifagnino mô zao sy anô, ry Jesosy, Zanak'Andriamanitra ambony indrindra ô? Mangataka anô amin'ny agnaran'Andriamanitra reka Iane aza mampizaly anaa." Ary Jesosy nizaka tamine: "Mialà amin'nio lilae io, ry fagnae maloto."
\v 7 Ary nangeka taman'ny feo mafy ize: "mifagnino mô zao sy anô, ry Jesosy, Zanak'Andriamanitra ambony indrindra ô? Mangataka anô amin'ny agnaran'Andriamanitra reka Iane aza mampizaly anaa." \v 8 Ary Jesosy nizaka tamine: "Mialà amin'nio lilae io, ry fagnae maloto."

View File

@ -1 +1 @@
\v 9 \v 10 Ary Jesosy nagnadina ananje: "Ive no anaranô?" Ary novaline oe: "tafika no agnarako, ary lalignabe ize. Ary mangataka mafe fôna taminy Ize sy anora aze agne avelagny tanàana.
\v 9 Ary Jesosy nagnadina ananje: "Ive no anaranô?" Ary novaline oe: "tafika no agnarako, ary lalignabe ize. \v 10 Ary mangataka mafe fôna taminy Ize sy anora aze agne avelagny tanàana.

View File

@ -1 +1 @@
\v 11 \v 12 \v 13 Ary nise andiana lambo nizora tegne antavirana, ary nangataka ny demonia iditra aminio lambo io. De nagneke Jesosy ary nivôka ny fagnae maloto ka niditra tamin'ireo lambo ireo ary de niparitaka andranomasina, tokony roarivo lambo eo eo no nilasaka tagno andranomasina?
\v 11 Ary nise andiana lambo nizora tegne antavirana, \v 12 ary nangataka ny demonia iditra aminio lambo io. \v 13 De nagneke Jesosy ary nivôka ny fagnae maloto ka niditra tamin'ireo lambo ireo ary de niparitaka andranomasina, tokony roarivo lambo eo eo no nilasaka tagno andranomasina?

View File

@ -1 +1 @@
\v 14 \v 15 Ninga nilefa ilay mpiambina ary nizaka ny zavatra nitranga tiô antanana sy takegne rehetra tegne. Ary olona lalignabe agnintigna ny raa niseo. Nagnatogna an'Jesosy zarô ary itany tiô ilae demoniaka nitoetra sara, magnato lamba, vory fagnae (kante) ka de vaka ny olona.
\v 14 Ninga nilefa ilay mpiambina ary nizaka ny zavatra nitranga tiô antanana sy takegne rehetra tegne. Ary olona lalignabe agnintigna ny raa niseo. \v 15 Nagnatogna an'Jesosy zarô ary itany tiô ilae demoniaka nitoetra sara, magnato lamba, vory fagnae (kante) ka de vaka ny olona.

View File

@ -1 +1 @@
\v 16 \v 17 Zarô nagnitigna ka naita ny raa nivoaka tamin'ny lilae tiô ambanin'ny faefan'ny demonia de nagnambara taminjarô ny raa nivôka tagne, ary koa momba. De nanomboka niangave an'iJesosy zarô ialane aminy raminy.
\v 16 Zarô nagnitigna ka naita ny raa nivoaka tamin'ny lilae tiô ambanin'ny faefan'ny demonia de nagnambara taminjarô ny raa nivôka tagne, ary koa momba. \v 17 De nanomboka niangave an'iJesosy zarô ialane aminy raminy.

View File

@ -103,6 +103,11 @@
"05-01",
"05-03",
"05-05",
"05-07",
"05-09",
"05-11",
"05-14",
"05-16",
"09-47",
"09-49",
"10-05",