Thu Dec 15 2016 18:14:11 GMT+0300 (E. Africa Standard Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2016-12-15 18:14:12 +03:00
parent c8d46585b8
commit 7a4612bbf8
6 changed files with 13 additions and 5 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 30 \v 32 Ary oy ize: "Aninakore ny agnoarantsena ny Fanjakan'Andriamanitra, na ino ny ohatra ampesena agnazavansena aze? \v 31 Zane de kara voanaraa madinika ize ka reefa aparaka de ize ni voa madinikabe se aketo ambony tane. Nefa reefa voaparaka ize manire ary manjary agnona be se taatra ny kakazo rehetra, sy magnatô tagnantangany agnona be, ka azon'ny vorogna mirigna agnonovany tragnony akiô aman'ny malomalotra.
\v 30 Ary oy ize: "Aninakore ny agnoarantsena ny Fanjakan'Andriamanitra, na ino ny ohatra ampesena agnazavansena aze? \v 31 Zane de kara voanaraa madinika ize ka reefa aparaka de ize ni voa madinikabe se aketo ambony tane. \v 32 Nefa reefa voaparaka ize manire ary manjary agnona be se taatra ny kakazo rehetra, sy magnatô tagnantangany agnona be, ka azon'ny vorogna mirigna agnonovany tragnony akiô aman'ny malomalotra.

View File

@ -1 +1 @@
\v 33 \v 34 Ary fagnoarana lalina karnize no nagnatoroany ny zaka taman-jarô, araka zegny fazaoany anaze, ary tsy nizaka taman-jarô Ize raa sy taman'ny alalan'ny ohatra. Ary reefa izireka, de natorony tamanireo mpaminany izane.
\v 33 Ary fagnoarana lalina karnize no nagnatoroany ny zaka taman-jarô, araka zegny fazaoany anaze, \v 34 ary tsy nizaka taman-jarô Ize raa sy taman'ny alalan'ny ohatra. Ary reefa izireka, de natorony tamanireo mpaminany izane.

View File

@ -1 +1 @@
\v 35 \v 36 \v 37 Ndrekandro, reefa tonga ny alina, oy Ize tamanjarô: "Andia isena orỳ anilany." Ka niala takio aman'olona lalina zarô, niaraka taman'i Jesosy, reefa tako agnatin'ny sambo bitaka Ize. Nagnaraka anaze koa sambo bitaka afa. Ary nise tadio be; ary ny onjandrano nanafotra ny sambo bitaka ka efa ofeno rano izane.
\v 35 Ndrekandro, reefa tonga ny alina, oy Ize tamanjarô: "Andia isena orỳ anilany." \v 36 Ka niala takio aman'olona lalina zarô, niaraka taman'i Jesosy, reefa tako agnatin'ny sambo bitaka Ize. Nagnaraka anaze koa sambo bitaka afa. \v 37 Ary nise tadio be; ary ny onjandrano nanafotra ny sambo bitaka ka efa ofeno rano izane.

View File

@ -1 +1 @@
\v 38 \v 39 Ary Jesosy nandre tiô ambondin'ny sambo bitaka, tambonin'ny ondana. Nofoazin-jarô Ize nagnano taminy oe: "Mpampianatra ô, tsy mampagninona anô ve raa ofaty aketo ze? Ary nifoa Ize, de nibeko taman'ny tadio ary nizaka taman'ny ranomasina: "Maregnina, mibodia." Ary negnina ny tadio, ka de megne ny andro.
\v 38 Ary Jesosy nandre tiô ambondin'ny sambo bitaka, tambonin'ny ondana. Nofoazin-jarô Ize nagnano taminy oe: "Mpampianatra ô, tsy mampagninona anô ve raa ofaty aketo ze? \v 39 Ary nifoa Ize, de nibeko taman'ny tadio ary nizaka taman'ny ranomasina: "Maregnina, mibodia." Ary negnina ny tadio, ka de megne ny andro.

View File

@ -1 +1 @@
\v 40 \v 41 Ary Ize nizaka tamanjarô: "Nagnino anarô no vaka?" simatoky va anarô? Izarô de feno avakana ka nifampizaka magnao oe: "Izove moa ity, fa ny tadio sy ny ranomasina aza magneke anaze?"
\v 40 Ary Ize nizaka tamanjarô: "Nagnino anarô no vaka?" simatoky va anarô? \v 41 Izarô de feno avakana ka nifampizaka magnao oe: "Izove moa ity, fa ny tadio sy ny ranomasina aza magneke anaze?"

View File

@ -95,6 +95,14 @@
"04-21",
"04-24",
"04-26",
"04-30",
"04-33",
"04-35",
"04-38",
"04-40",
"05-01",
"05-03",
"05-05",
"09-47",
"09-49",
"10-05",