Thu Dec 15 2016 19:39:16 GMT+0300 (E. Africa Standard Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2016-12-15 19:39:17 +03:00
parent b86bad29eb
commit 7d420d5de2
3 changed files with 4 additions and 2 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 30 \v 31 \v 32 Are niala tiô zarô ka nandalo takagne Galilia. Tsy tiane hisy olone ahalala ny toerana misy anjare, ary nampianatra ny mpianane Ize. De oy Ize tamanjarô: "Ny Zanak'olona de atolotra akegne antagnan'olona, ka ovonin-jarô. Ary reefa novonina ofate Ize, de isangana indreka dila telo andro. Ary sifantatrizarô ny tiane zakena ka nataotra izarô agnadina Amananje.
\v 30 Are niala tiô zarô ka nandalo takagne Galilia. Tsy tiane hisy olone ahalala ny toerana misy anjaro, \v 31 ary nampianatra ny mpianane Ize. De oy Ize tamanjarô: "Ny Zanak'olona de atolotra akegne antagnan'olona, ka ovonin-jarô. Ary reefa novonina ofate Ize, de isangana indreka dila telo andro. \v 32 Ary sifantatrizarô ny tiane zakena ka nataotra izarô agnadina Amananje.

View File

@ -1 +1 @@
\v 33 \v 34 \v 35 Reefa tonga takô Kapernaome zarô, ka tonga takô andragno Ize de nagnadina ananje zarô: "Ino ny raa nisalasalanarô takegne anketogna?" Fa same sinizaka zarô satria efa nisaala tegne an-ketogna izarôny amin'izae lebe indrindra. Nitoetra Ize ka nagnanso anjarô roambinifolo lae, are oy Ize tamanjarô: "Raa mise te ovôlognane amanarô de simènse farane aman-jarô reetra are ompanompon'ny reetra.
\v 33 Reefa tonga takô Kapernaome zarô, ka tonga takô andragno Ize de nagnadina ananje zarô: "Ino ny raa nisalasalanarô takegne anketogna?" \v 34 Fa same sinizaka zarô satria efa nisaala tegne an-ketogna izarôny amin'izae lebe indrindra. \v 35 Nitoetra Ize ka nagnanso anjarô roambinifolo lae, are oy Ize tamanjarô: "Raa mise te ovôlognane amanarô de simènse farane aman-jarô reetra are ompanompon'ny reetra.

View File

@ -182,6 +182,8 @@
"09-23",
"09-26",
"09-28",
"09-30",
"09-33",
"09-47",
"09-49",
"10-05",