From 7d420d5de265809d334ad00346d691012e21c7f3 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: tsDesktop Date: Thu, 15 Dec 2016 19:39:17 +0300 Subject: [PATCH] Thu Dec 15 2016 19:39:16 GMT+0300 (E. Africa Standard Time) --- 09/30.txt | 2 +- 09/33.txt | 2 +- manifest.json | 2 ++ 3 files changed, 4 insertions(+), 2 deletions(-) diff --git a/09/30.txt b/09/30.txt index 2e132b3..58bc1e4 100644 --- a/09/30.txt +++ b/09/30.txt @@ -1 +1 @@ -\v 30 \v 31 \v 32 Are niala tiô zarô ka nandalo takagne Galilia. Tsy tiane hisy olone ahalala ny toerana misy anjare, ary nampianatra ny mpianane Ize. De oy Ize tamanjarô: "Ny Zanak'olona de atolotra akegne antagnan'olona, ka ovonin-jarô. Ary reefa novonina ofate Ize, de isangana indreka dila telo andro. Ary sifantatrizarô ny tiane zakena ka nataotra izarô agnadina Amananje. \ No newline at end of file +\v 30 Are niala tiô zarô ka nandalo takagne Galilia. Tsy tiane hisy olone ahalala ny toerana misy anjaro, \v 31 ary nampianatra ny mpianane Ize. De oy Ize tamanjarô: "Ny Zanak'olona de atolotra akegne antagnan'olona, ka ovonin-jarô. Ary reefa novonina ofate Ize, de isangana indreka dila telo andro. \v 32 Ary sifantatrizarô ny tiane zakena ka nataotra izarô agnadina Amananje. \ No newline at end of file diff --git a/09/33.txt b/09/33.txt index 79bd6a8..81bed8c 100644 --- a/09/33.txt +++ b/09/33.txt @@ -1 +1 @@ -\v 33 \v 34 \v 35 Reefa tonga takô Kapernaome zarô, ka tonga takô andragno Ize de nagnadina ananje zarô: "Ino ny raa nisalasalanarô takegne anketogna?" Fa same sinizaka zarô satria efa nisaala tegne an-ketogna izarôny amin'izae lebe indrindra. Nitoetra Ize ka nagnanso anjarô roambinifolo lae, are oy Ize tamanjarô: "Raa mise te ovôlognane amanarô de simènse farane aman-jarô reetra are ompanompon'ny reetra. \ No newline at end of file +\v 33 Reefa tonga takô Kapernaome zarô, ka tonga takô andragno Ize de nagnadina ananje zarô: "Ino ny raa nisalasalanarô takegne anketogna?" \v 34 Fa same sinizaka zarô satria efa nisaala tegne an-ketogna izarôny amin'izae lebe indrindra. \v 35 Nitoetra Ize ka nagnanso anjarô roambinifolo lae, are oy Ize tamanjarô: "Raa mise te ovôlognane amanarô de simènse farane aman-jarô reetra are ompanompon'ny reetra. \ No newline at end of file diff --git a/manifest.json b/manifest.json index f43b457..9bad6a6 100644 --- a/manifest.json +++ b/manifest.json @@ -182,6 +182,8 @@ "09-23", "09-26", "09-28", + "09-30", + "09-33", "09-47", "09-49", "10-05",