Thu Dec 15 2016 18:34:11 GMT+0300 (E. Africa Standard Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2016-12-15 18:34:12 +03:00
parent eb681bb917
commit 16d3ebf8b5
6 changed files with 10 additions and 5 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 11 \v 13 De ve ny Fariseo nizaka taman'i Jesosy angalane fagnae ananje ka nangavana famantarana ave akagne andagnitra tamanaze. \v 12 Nisento be taman'ny fagnainy Ize are nizaka oe: "nagnino no mangao famantarana ity taranaka ity? Nefa zakeko amanarô marina tokoatra fa sise famantarana omena ity taranaka ity izane. De niala amanjarô Jesosy ary niditra ansambo oarỳ agnilane.
\v 11 De ve ny Fariseo nizaka taman'i Jesosy angalane fagnae ananje ka nangavana famantarana ave akagne andagnitra tamanaze. \v 12 Nisento be taman'ny fagnainy Ize are nizaka oe: "nagnino no mangao famantarana ity taranaka ity? Nefa zakeko amanarô marina tokoatra fa sise famantarana omena ity taranaka ity izane. \v 13 De niala amanjarô Jesosy ary niditra ansambo oarỳ agnilane.

View File

@ -1 +1 @@
\v 14 \v 15 Sisaron'ny mpianatra ny mpianatra ny nitondra mofo nefa sinanagna afasireka izarô takô agnatin'ny sambo. De namepetra anjarô Jesosy ka nizaka oe: "membena mba sioazon'ny masirasiaran'ny Fariseo sy ny masirasiran'i Heroda."
\v 14 Sisaron'ny mpianatra ny mpianatra ny nitondra mofo nefa sinanagna afasireka izarô takô agnatin'ny sambo. \v 15 De namepetra anjarô Jesosy ka nizaka oe: "membena mba sioazon'ny masirasiaran'ny Fariseo sy ny masirasiran'i Heroda."

View File

@ -1 +1 @@
\v 16 \v 17 De nifampikoragna ny mpianatra: "noo sena sinitondra mofo ve no nizakane anizane? Fantan'i Jesosy ny zakan'ny mpianane ary oy Ize: "Nagninona raa amin'ny mofo ny fisegnanarô? Sifantanarô va sa pola sitakanarô izae nolazeko? Mbola mazagna ve ny fonarô?
\v 16 De nifampikoragna ny mpianatra: "noo sena sinitondra mofo ve no nizakane anizane? \v 17 Fantan'i Jesosy ny zakan'ny mpianane ary oy Ize: "Nagninona raa amin'ny mofo ny fisegnanarô? Sifantanarô va sa pola sitakanarô izae nolazeko? Mbola mazagna ve ny fonarô?

View File

@ -1 +1 @@
\v 18 \v 19 Magnana maso anarô fa sinaita? Managna tadigne anarô fa simaregne? Sa sisarônarô? Reefa nizara ny mofo oanin'ny olona dimerivo, de pola nise fire tante ny ambiny nontroinarô?
\v 18 Magnana maso anarô fa sinaita? Managna tadigne anarô fa simaregne? Sa sisarônarô? \v 19 Reefa nizara ny mofo oanin'ny olona dimerivo, de pola nise fire tante ny ambiny nontroinarô?

View File

@ -1 +1 @@
\v 20 \v 21 Ary reefa nizara oan'ny olona efatrarivo firy tante sy ambiny ny azonarô? Fito tante oy ny mpianatra namale. Ary oy Ize: "Mbola sifantanarô my va?"
\v 20 Ary reefa nizara oan'ny olona efatrarivo firy tante sy ambiny ny azonarô? Fito tante oy ny mpianatra namale. \v 21 Ary oy Ize: "Mbola sifantanarô my va?"

View File

@ -158,6 +158,11 @@
"08-01",
"08-05",
"08-07",
"08-11",
"08-14",
"08-16",
"08-18",
"08-20",
"09-47",
"09-49",
"10-05",