diff --git a/08/11.txt b/08/11.txt index feff273..0f4f18e 100644 --- a/08/11.txt +++ b/08/11.txt @@ -1 +1 @@ -\v 11 \v 13 De ve ny Fariseo nizaka taman'i Jesosy angalane fagnae ananje ka nangavana famantarana ave akagne andagnitra tamanaze. \v 12 Nisento be taman'ny fagnainy Ize are nizaka oe: "nagnino no mangao famantarana ity taranaka ity? Nefa zakeko amanarô marina tokoatra fa sise famantarana omena ity taranaka ity izane. De niala amanjarô Jesosy ary niditra ansambo oarỳ agnilane. \ No newline at end of file +\v 11 De ve ny Fariseo nizaka taman'i Jesosy angalane fagnae ananje ka nangavana famantarana ave akagne andagnitra tamanaze. \v 12 Nisento be taman'ny fagnainy Ize are nizaka oe: "nagnino no mangao famantarana ity taranaka ity? Nefa zakeko amanarô marina tokoatra fa sise famantarana omena ity taranaka ity izane. \v 13 De niala amanjarô Jesosy ary niditra ansambo oarỳ agnilane. \ No newline at end of file diff --git a/08/14.txt b/08/14.txt index 28776d3..ace7b87 100644 --- a/08/14.txt +++ b/08/14.txt @@ -1 +1 @@ -\v 14 \v 15 Sisaron'ny mpianatra ny mpianatra ny nitondra mofo nefa sinanagna afasireka izarô takô agnatin'ny sambo. De namepetra anjarô Jesosy ka nizaka oe: "membena mba sioazon'ny masirasiaran'ny Fariseo sy ny masirasiran'i Heroda." \ No newline at end of file +\v 14 Sisaron'ny mpianatra ny mpianatra ny nitondra mofo nefa sinanagna afasireka izarô takô agnatin'ny sambo. \v 15 De namepetra anjarô Jesosy ka nizaka oe: "membena mba sioazon'ny masirasiaran'ny Fariseo sy ny masirasiran'i Heroda." \ No newline at end of file diff --git a/08/16.txt b/08/16.txt index ed17cd6..138d719 100644 --- a/08/16.txt +++ b/08/16.txt @@ -1 +1 @@ -\v 16 \v 17 De nifampikoragna ny mpianatra: "noo sena sinitondra mofo ve no nizakane anizane? Fantan'i Jesosy ny zakan'ny mpianane ary oy Ize: "Nagninona raa amin'ny mofo ny fisegnanarô? Sifantanarô va sa pola sitakanarô izae nolazeko? Mbola mazagna ve ny fonarô? \ No newline at end of file +\v 16 De nifampikoragna ny mpianatra: "noo sena sinitondra mofo ve no nizakane anizane? \v 17 Fantan'i Jesosy ny zakan'ny mpianane ary oy Ize: "Nagninona raa amin'ny mofo ny fisegnanarô? Sifantanarô va sa pola sitakanarô izae nolazeko? Mbola mazagna ve ny fonarô? \ No newline at end of file diff --git a/08/18.txt b/08/18.txt index 48f49b0..b9fe69b 100644 --- a/08/18.txt +++ b/08/18.txt @@ -1 +1 @@ -\v 18 \v 19 Magnana maso anarô fa sinaita? Managna tadigne anarô fa simaregne? Sa sisarônarô? Reefa nizara ny mofo oanin'ny olona dimerivo, de pola nise fire tante ny ambiny nontroinarô? \ No newline at end of file +\v 18 Magnana maso anarô fa sinaita? Managna tadigne anarô fa simaregne? Sa sisarônarô? \v 19 Reefa nizara ny mofo oanin'ny olona dimerivo, de pola nise fire tante ny ambiny nontroinarô? \ No newline at end of file diff --git a/08/20.txt b/08/20.txt index 1fdd8d9..3ce7692 100644 --- a/08/20.txt +++ b/08/20.txt @@ -1 +1 @@ -\v 20 \v 21 Ary reefa nizara oan'ny olona efatrarivo firy tante sy ambiny ny azonarô? Fito tante oy ny mpianatra namale. Ary oy Ize: "Mbola sifantanarô my va?" \ No newline at end of file +\v 20 Ary reefa nizara oan'ny olona efatrarivo firy tante sy ambiny ny azonarô? Fito tante oy ny mpianatra namale. \v 21 Ary oy Ize: "Mbola sifantanarô my va?" \ No newline at end of file diff --git a/manifest.json b/manifest.json index 6b640c1..635253f 100644 --- a/manifest.json +++ b/manifest.json @@ -158,6 +158,11 @@ "08-01", "08-05", "08-07", + "08-11", + "08-14", + "08-16", + "08-18", + "08-20", "09-47", "09-49", "10-05",